NY IVON’NY FANKALAZANA NY FAHA-35 TAONAN’NY FIANGONANA

NY IVON'NY FANKALAZANA NY FAHA-35 TAONAN'NY FIANGONANA

Notanterahina tamin’ny 21 sy 22 oktobra 2017 ny ivon’ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny Fiangonana.

Hisaorana an’Andriamanitra lehibe fa tanteraka izany noho ny famindram-poNy . Natokana ho  » Année de Grâce » ity taona fankalazana ity ka nisy :

1/ Mariage de Grâce sy Baptême de Grâce no nankalazaina ny 21 Oktobra

2/ Catéchumène de Grâce ny 22 Oktobra

Ny Mpitandrina Seth RASOLONDRAIBE sy ny Mpitandrina Emilienne RASEHENOARIMANANA no nifarimbona nanantanteraka ny fotoana rehetra tamin’izany .

 

share