FANDRAISANA NY MALAGASY VAOVAO TONGA ETO POITIERS OKTOBRA 2018

FANDRAISANA NY MALAGASY VAOVAO TONGA ETO POITIERS OKTOBRA 2018

Araky ny fanao isan-taona , dia tonga indray ny fotoana izay nandraisana ireo malagasy mpiray tanindrazana amintsika . Misy ny ray aman-dreny mandalo manatitra ny zanaka , ary ao ireo ankizy  tonga koa handrato fianarana.

Dia maniry taom-pianarana feno fahombiazana ho azy ireo ny Fiangonana .

share

Recommended Posts