Chargement Évènements
  • Cet événement est passé

PROCHAIN CULTE

 

ALAHADY FAHEFATRY NY VOLANA JIONA 2020

 

Misokatra ny Fiangonana ary  io Alahady io no ho tanterahina ny fanokanana ny Diakona Vaovao sy fametrahana ny Komitin’ny Fiangonana izay hiasa mandritry ny roa taona manaraka . Ary koa confirmation an’ireo katekomena.

Ny fepetra rehetra tsy maintsy arahina momba ny fizotra ny fanompoam-pivavahana , dia hitanao ETO 

SORATRA MASINA

Salamo 89; 2 Mpanjaka 4.8-16; Romana 6.3-11; Matio 10.37-42

4ème  DIMANCHE DU MOIS DE JUIN  2020 

   

Les portes du Temple sont ouvertes à partir de ce Dimanche. Ce jour sera le jour de consécration des Nouveaux Diacres et du nouveau Comité d’Eglise , ainsi que la confirmation de catéchumènes.

Selon le dispositif sanitaire que l’on doit respecter, vous pourrez visionner le protocole sanitaire ICI 

LES LECTURES BIBLIQUES

Psaumes 89; 2 Rois 4.8-16; Rom 6.3-11; Mat 10.37-42

 

Date

28 juin

Heure

15 h 00 min - 18 h 00 min

Partager cet événement