Chargement Évènements

ZAIKABE FPMA 2019 – Tsy misy fanompoam-pivavahana eto POITIERS

“ Ny FPMA manaiky amin’ny fahalemem-panahy ny teny nambolena, mahavonjy.” Jakoba 1: 21

Izao ny andinindininy momban’ny Zaikaben’ny Fpma 2019 sady natao hamaranana ny taon-jôbily faha-60 taona

 

Daty 1 –  2  – 3  Novambra 2019

Toerana :

Complexe Hôtelier Regain – Centre Regain, ROUTE NATIONALE 96 – 04220 Sainte-Tulle

Saran-dasy

Chambre « Tout Confort / Premium »

          Adulte :  136,00 €  /   Enfant < 13 ans :  98,00 €

Chambre « Alpages »

          Adulte  :  115,00 €  /   Enfant < 13 ans  :  90,00 €

Chambre Collective :

         Dortoirs Adulte :  100,00 €  /   Enfant < 13 ans :  82,00 €

Fa ity ny vaovao azo farany momba ny saran-dasy 

Fitanterana (Navette)

Aéroport Marignanne – Sainte Tulle

Aix TGV – Sainte Tulle

Fara-fisoratana anarana Alatsinainy 30 Septambra amin’ny alàlan’ity ROHY ity.
Mpikarakara : Faritany Atsimo Atsinanana (FATSATS)

Start

1 novembre @ 8 h 00 min

End

3 novembre @ 17 h 00 min

Partager cet événement