Chargement Évènements

ZAIKABEM-PARITANY FAFAN 2019 – Tsy misy fanompoam-pivavahana eto POITIERS

Ny fotoana dia manomboka ny asabotsy 26 Oktobra maraina ary miafara ny Alahady 27 Oktobra 2019.

Ny saran-dasy (goûter + sakafo asabotsy hariva sy fatoriana + sakafo maraina sy atoandro ny alahady) dia toy izao :
. Lehibe : 65.00 €
. Ankizy latsaky ny 12 taona : 45.00 €

Hitantsika amin’ity ROHY ity ny sarin’ny toerana hilasiana.

Ary raha te-handeha any ianao , dia afaka misoratra anarana amin’ity ROHY2  ity

Ny fandaharana dia toy izao :

Lohahevitra : “FIANGONANA FANJAKAM-PISORONA”   1 Petera 2

Asabotsy 26 Oktobra 2019

09h30 – 10h30 : Fahatongavana sy fandraisana
11h00 – 12h30 : Fanompoam-pivavahana fanokafana
Mitarika : Pasitera RAOBINARISON Hanitra
Toriteny fampidirana : Pasitera ANDRIANASOLO Heritsimba
12h30 – 13h45 : Sakafo atoandro
14h30 – 15h30 : Fampianarana : “ Miala amin’ny fanahin’ny fahazazana” (1Petera 2.1-5)
Mampianatra : Pasitera RAOBINARISON Solohery
15h45 – 16h30 : Atelier
16h45 – 17h45 : “Goûter” – Fivorian’ny Sampana
17h45 – 18h45 : Fampianarana : “Jesosy no Fehizoro Indrindra” (1Petera 2.6-8)
Mampianatra : Pasitera ANDRIANASOLO Heritsimba
18h45 – 19h30 : Atelier
19h30 – 20h30 : Sakafo hariva
21h00 – 23h00 : Antsam-panahy

Alahady 27 Oktobra 2019 :

06h30 – 07h30 : Asa sy fampaherezana
07h45 – 08h45 : Sakafo maraina
09H00 – 10h00 : Fampianarana : “Fiangonana, fanjakam-pisorona” (1Petera 2. 9-10)
Mampianatra : Pasitera RASOLONDRAIBE Seth
10h30 – 12h15 : Fanompoam-pivavahana famaranana
Mitarika : Pasitera RASEHENOARIMANANA Emilienne
Mitoriteny : Pasitera RAZAFIMAHATRATRA Marcellin
Mampandray : Pasitera ANDRIANASOLO Saholy sy Pasitera RAOBINARISON Hanitra
12h30 – 14h00 : Sakafo Agape
14h30 : Fodiana

 

Start

26 octobre @ 8 h 00 min

End

27 octobre @ 17 h 00 min

Partager cet événement