Chargement Évènements
Trouver les Évènements

Navigation par l'affichage des événements

Prochains Évènements

Navigation de la liste des Évènements

octobre 2019
20octobre
REGISTER

PROCHAIN CULTE

ALAHADY FAHATELON’NY VOLANA OKTOBRA  2019 Hisy FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO SORATRA MASINA Salamo 121 Testamenta Taloha Eksodosy 17.8-13 Testamenta Vaovao  2 Timoty 3.14-4.2   Lioka 18.1-8 3ème  DIMANCHE DU MOIS D’OCTOBRE 2019      Il y aura LA SAINTE CENE LECTURES BIBLIQUES Psaume du jour : 121 Ancien  Testament Exo 17.8-13 Nouveau Testament 2 Tim 3.14-4.2              Luc  18.1-8

Find out more »
26octobre
REGISTER

ZAIKABEM-PARITANY FAFAN 2019 – Tsy misy fanompoam-pivavahana eto POITIERS

Ny fotoana dia manomboka ny asabotsy 26 Oktobra maraina ary miafara ny Alahady 27 Oktobra 2019. Ny saran-dasy (goûter + sakafo asabotsy hariva sy fatoriana + sakafo maraina sy atoandro ny alahady) dia toy izao : . Lehibe : 65.00 € . Ankizy latsaky ny 12 taona : 45.00 € Hitantsika amin’ity ROHY ity ny sarin’ny toerana hilasiana. Ary raha te-handeha any ianao , dia afaka misoratra anarana amin’ity ROHY2  ity Ny fandaharana dia toy izao : Lohahevitra : “FIANGONANA FANJAKAM-PISORONA”   1 Petera 2 Asabotsy 26 Oktobra 2019 09h30 – 10h30 : Fahatongavana sy fandraisana 11h00 – 12h30 : Fanompoam-pivavahana fanokafana Mitarika : Pasitera RAOBINARISON Hanitra Toriteny fampidirana : Pasitera ANDRIANASOLO Heritsimba 12h30 – 13h45 : Sakafo atoandro 14h30 – 15h30 : Fampianarana : “ Miala amin’ny fanahin’ny fahazazana” (1Petera 2.1-5) Mampianatra : Pasitera RAOBINARISON Solohery 15h45 – 16h30 : Atelier 16h45 – 17h45 : “Goûter” – Fivorian’ny Sampana 17h45 – 18h45 : Fampianarana : “Jesosy no Fehizoro Indrindra” (1Petera 2.6-8) Mampianatra : Pasitera ANDRIANASOLO Heritsimba 18h45 – 19h30 : Atelier 19h30 – 20h30 : Sakafo hariva 21h00 – 23h00 : Antsam-panahy Alahady 27 Oktobra 2019 : 06h30 – 07h30 : Asa sy fampaherezana 07h45 – 08h45 : Sakafo maraina 09H00 – 10h00 : Fampianarana : “Fiangonana, fanjakam-pisorona” (1Petera 2. 9-10) Mampianatra : Pasitera RASOLONDRAIBE Seth 10h30 – 12h15 : Fanompoam-pivavahana famaranana Mitarika : Pasitera RASEHENOARIMANANA Emilienne Mitoriteny : Pasitera RAZAFIMAHATRATRA Marcellin Mampandray : Pasitera ANDRIANASOLO Saholy sy Pasitera RAOBINARISON Hanitra 12h30 – 14h00 : Sakafo Agape 14h30 : Fodiana  

Find out more »
novembre 2019
01novembre
REGISTER

ZAIKABE FPMA 2019 – Tsy misy fanompoam-pivavahana eto POITIERS

“ Ny FPMA manaiky amin’ny fahalemem-panahy ny teny nambolena, mahavonjy.” Jakoba 1: 21 Izao ny andinindininy momban’ny Zaikaben’ny Fpma 2019 sady natao hamaranana ny taon-jôbily faha-60 taona   Daty 1 –  2  – 3  Novambra 2019 Toerana : Complexe Hôtelier Regain – Centre Regain, ROUTE NATIONALE 96 – 04220 Sainte-Tulle Saran-dasy Chambre « Tout Confort / Premium »           Adulte :  136,00 €  /   Enfant < 13 ans :  98,00 € Chambre « Alpages »           Adulte  :  115,00 €  /   Enfant < 13 ans  :  90,00 € Chambre Collective :          Dortoirs Adulte :  100,00 €  /   Enfant < 13 ans :  82,00 € Fa ity ny vaovao azo farany momba ny saran-dasy  Fitanterana (Navette) Aéroport Marignanne – Sainte Tulle Aix TGV – Sainte Tulle Fara-fisoratana anarana Alatsinainy 30 Septambra amin’ny alàlan’ity ROHY ity. Mpikarakara : Faritany Atsimo Atsinanana (FATSATS)

Find out more »
+ Exporter Évènements listés