Ny Finoana sy vavaka dia tarik’asa maharitra eto amin’ny Tafo izay mivory isaky ny alarobia hariva manomboka amin’ny 7 ora sy sasany ao am-piangonana 5, rue des Ecossais 86000 Poitiers.
Mandritra izany fotoana izany no hanaovana :
-
Fandalinana Soratra Masina
-
Fitondrana am-bavaka :
– ny marary, ny mandalo fotoan-tsarotra
– ny fiainan’ny Fiangonana
– ny tanindrazana
Misokatra ho an’ny rehetra ny tarik’asa Finoana sy Vavaka.
« Foi et prières » est une action permanente au sein de la FPMA Poitiers, ouverte à tout le monde, qui se réunit tous les mercredis à 19h 30 au Temple 5, rue des Ecossais 86000 Poitiers.
1. Foi : étude biblique (discussion, partage)
2. Prières : pour les malades, les éprouvés, la vie de l’Eglise, le pays …