Tanteraka soa aman-tsara ny lasim-piangonana faha-20 izay natao tany Ingrandes/Vienne ny 29 sy 30 Jona 2017 teo . Hisaorana ny Tompo lehibe izany satria lehibe tokoa ny famindrampoNy .
Misaotra an’ireo Mpitandrina nitondra ny fampianarana , dia ny Mpitandrina Heritsimba RAMAROKOTO mivady . Ny fampianarana dia niompana tanteraka ny amin’ny fanambadiana kristiana .
Ny fandaharana tamin’izany dia hitantsika amin’ity rohy ity .
Manantena fa samy nahazo vatsim-pampianarana daholo isika fianakaviana ho entintsika mamakivaky ny fiainana .
Ho an’Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra .