Blog


27
Nov 2017
NY IVON'NY FANKALAZANA NY FAHA-35 TAONAN'NY FIANGONANA

Notanterahina tamin’ny 21 sy 22 oktobra 2017 ny ivon’ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny Fiangonana. Hisaorana an’Andriamanitra lehibe fa tanteraka izany noho ny famindram-poNy . Natokana ho  » Année de Grâce » ity taona fankalazana ity ka nisy : 1/ Mariage de Grâce sy Baptême de Grâce no nankalazaina ny 21 Oktobra 2/ Catéchumène de Grâce ny 22 Oktobra Ny Mpitandrina Seth RASOLONDRAIBE sy ny Mpitandrina Emilienne RASEHENOARIMANANA no nifarimbona nanantanteraka ny fotoana rehetra tamin’izany .  ...

Lire l'article


15
Mai 2017
RNSA 2017

 » La crainte de l’Eternel est le commencement de la sagesse «   Psaumes 111. 10 a  Tel est le thème de la RNSA 2017 qui s’est déroulée à Sainte Tulle ( département des Alpes de Haute Provence ) . La Bible nous montre , en effet, plusieurs façons d’acquérir la sagesse.  Par exemple : la crainte de l’Eternel  ( le thème de la RNSA ) la haine du mal ( Proverbes 8.13) etc… Mais en plus, il y a d’un côté, le livre de Proverbes 3.19 qui dit :  » C’est avec la......

Lire l'article


05
Jan 2017

Misaotra an’ Andriamanitra fa tanteraka soa aman-tsara tamin’ny 12 Jona 2016 : 1/  ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny Mpitandrina Emilienne RASEHENOARIMANANA 2/  ny fanokanana ireo  diakona vaovao 3/  ny fametrahana ny komity sy ny biraon’ny sampana Ny nanantanteraka ny fotoana dia ny Pasitera Synodaly  Rev Jean RAVALITERA , izay nitondra ny Tenin’Andriamanitra   Miarahaba sahady ny diakona vaovao sy ireo biraon’ny Sampana izay hiara-hiasa mandritra ny 2 taona ho avy izao. Ny Tompo no hanafy hery sy hanome firaisam-po ary firaisan-tsaina tanteraka amin’ny fanantanterahana ny asany araka ny efa nolazaiNy ao amin’ny I Koritianina......

Lire l'article


03
Jan 2017

1/ Ainga (Défi) « Ny fanasitranana izao tontolo izao dia isan’ny misiona na iraka ampanaovin’ny Tompo ny Fiangonana » La guérison du monde est une mission de l’Eglise (cf. Apocalypse 22 : 2)  Ny lohahevitra hoe : ”Ho fanasitranana izao tontolo izao” dia nalaina avy tamin’ny fanevan’ny Fivoriamben’ny Fiombonan’ny Fiangonana Loterana Eran-tany na ny LWF, natao tany Winnipeg, Canada, tamin’ny Jolay 2003. Nanana solontena roa nanatrika izany Fivoriambe na Assemblée izany isika FPMA. Ny Soratra Masina nanatsoahana izany faneva izany dia ny Apokalypsy 22 : 2 “… ary ny ravin’ny hazo dia ho fanasitranana......

Lire l'article


27
Déc 2016
CONCERT DE NOËL 2016

Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa tanteraka soa aman-tsara ny Concert de Noël 2016 izay natao tamin’ny 17 Desambra lasa teo , izay nifarombonan’ny Sampana efatra ato amin’ny Tafo  dia ny Sekoly Alahady , ny Tanora Kristiana , ny Fifohazana ary ny Antoko-Mpihira . Fisaorana lehibe no atolotra an’ny tsirairay tsy an-kanavaka izay nahatanteraka , hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe : ny mpandray anjara rehetra , tanisanina amin’izany koa ireo mpihira  , ny teknisiana tamin’ny famafisam-peo sy ny jiro , ny mpitendry mozika . Dia ny Voninahitra anie ho an’Andriamanitra irery ihany ....

Lire l'article


07
Sep 2016

« Ne pas laisser à Satan l’avantage sur nous car nous n’ignorons pas ses intentions ! » 2 Corinthiens 2.11 Il ne faut jamais ignorer les intentions d’un adversaire aussi puissant que Satan ! Et même si ce titre peut vous sembler un peu négatif à priori, le but recherché est de ne plus jamais lui laisser l’avantage sur votre cœur ! Lui ne se lassera jamais dans ce travail de sape. D’ailleurs, il est rare qu’il essaie de reprendre des droits chez vous par des fautes grossières et vulgaires. Ce genre de ficelles- là, il les......

Lire l'article


07
Sep 2016

« En priant, ne multipliez pas de vaines paroles, comme les païens, qui s’imaginent qu’à force de paroles ils seront exaucés. Ne leur ressemblez pas, car votre Père sait de quoi vous avez besoin, avant que vous le lui demandiez. » Matthieu 6.7-8 Dieu vous a créé, c’est pourquoi il veut que vous soyez vous-même. En étant authentique lorsque vous vous adressez à lui, vous l’adorez en tant que votre Créateur. J’ai passé des années à copier les prières des autres. J’avais remarqué qu’ils employaient certains mots et même une intonation particulière. Je singeais......

Lire l'article


07
Sep 2016

Si votre justice ne surpasse pas celle des scribes et des pharisiens, vous n’entrerez pas dans le Royaume des Cieux. Matthieu 5, v. 20 Ce qui caractérise le vrai chrétien, ce n’est pas tant la bonté de ses actes que la bonté de ses intentions; la grâce surnaturelle de Dieu l’a transformé. la seule chose qui soit supérieure à une bonne action, est une nature bonne. Jésus déclare: ” Si tu es mon disciple, ce n’est pas seulement ta conduite qui doit être bonne, mais tes intentions, tes rêves, les moindres recoins......

Lire l'article