Le verset du moment
« Car maintenant le salut est plus près de nous que lorsque nous avons cru. »
Romains 13:11c
Actualités de la FPMA Poitiers
Ireto avy no tatitra farany avy amin’ny hetsika notanterahan’ny fiangonana FPMA Poitiers.

L’édito du Pasteur : Pentecôte 2023 et jubilé des 40 ans
Prochains événements de la FPMA Poitiers
Ireo hetsika izay karakarain’ny FPMA Poitiers na andraisan’ny fiangonana anjara.
Zaikabe FAFAN 2023
SAINT- SEBASTIEN-SUR-LOIRE, 44230 France
Zaikabe FAFAN (Faritany Ampovoany Andrefana) 2023 "Fa tsy misy fanorenana hafa afa-tsy Jeso Kristy"1 Korintiana 3 : 11 Ry havana mpiara-dia ao amin'ny Tompo, Ho ampitomboina aminareo mandrakariva anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompontsika ! Ny zaikabem-paritany FAFAN dia hatao ny 10 sy 11 jona ho avy izao. ... > Lire cette actualité
En savoir plus sur cet événement »