FPMA Poitiers
Eglise protestante malagasy de Poitiers
Tongasoa. Bienvenue.
Les cultes ont lieu en présentiel tous les dimanches à 16 h.
Le verset du moment
Car maintenant le salut est plus près de nous que lorsque nous avons cru.
Romains 13:11c
L’actualité de la FPMA Poitiers
Ireto avy no tatitra farany avy amin’ny hetsika notanterahan’ny fiangonana FPMA Poitiers.
L’édito du Pasteur : Noël 2024
24/12/2024
Ry Fiangonana malala ! Tsy hay ny tsy hisaotra an’Andriamanitra, satria nahatratra izao faran’ny taona 2024 izao isika. Be ny zavatra nifamahofaho nolalovantsika. Teo hatrany ny Tompo fa tsy nandao antsika ary mbola manome ho avy mamirapiratra ho an’ izay mametraka ny toky Aminy. Amin’ izao taon-jato faha-21 diavintsika izao, tsy azo hodian-tsi-hita ny herisetra (…)
Lire l’articleJ40 : la FPMA Poitiers a 40 ans
28/05/2023
J40 : jubilé des 40 ans de la FPMA Poitiers Jobily faha-40 taonan’ny FPMA Poitiers « Ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin’ny andro vao ninoantsika. » « Car aujourd’hui le salut est plus proche de nous que lorsque nous avons cru . » Romana 13:11c / Romains 13:11 1982 – 2022 : (…)
Lire l’articleL’édito de Pasteur : Pentecôte 2023 et jubilé des 40 ans
23/05/2023
Pentekosta 2023 (28 may) Edito J40 « Ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin’ny andro vao ninoantsika. » « Car aujourd’hui le salut est plus proche de nous que lorsque nous avons cru . » Romana 13:11c / Romains 13:11 Miarahaba antsika tsirairay avy nahatratra ny Pentekosta 2023. Tsy hadinoina fa anio koa (…)
Lire l’articleles événements de la FPMA Poitiers
Ireo hetsika ho avy izay karakarain’ny Tafo sy ny sampana isan-karazany